| Entrée | 1 manokom-bary olona | 
| Mots élémentaires | 2 manokona, 3 vary, 4 olona | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1] | 
| Vocabulaire | 7 Temps | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |